Any Ivelany

Rosia Hanao pi-maso an`ireo mpandraharaha sinoa


  • Alakamisy 06 Jona 2019

Nitsidika ara-pomba ofisialy ny filoha Rosianina Vladmir Poutine ny filoha sinoa Xi Jinping, omaly tany Moscou.

 

 

 Raha ny fandaharam-potoanan`i Xi Jinping dia hiatrika ny fihaonambe ara-toekarena any Saint-Petresbourg ny tenany fa ny tanjon`ny Rosianina kosa mba hisarika ireo mpandraharaha sinoa hahafahana manarina ny toekarena izay misedra olana. Fotoana ho an`ny Rosianina izao mba hahafahana mampiroborobo ny fanondranana ary hisarihana ihany koa famatsiam-bola. Na dia mbola sarotra aza ny fiaraha-miasa eo amin`ny roa tonta, mety ho azo antenaina noho ny ady ara-barotra eo amin`ny firenena amerikanina sy sinoa.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT