Any Ivelany

SOUDAN Nolavin`ny lehiben`ny mpanohitra ny fifampiresahana


  • Zoma 07 Jona 2019

Nanda ny fifanakalozan-kevitra naroson’ny tafika ny lehiben`ny mpanohitra Sodaney taorian’ny herisetra mahatsiravina nataon’ny miaramila ny alatsinainy teo tamin’ireo mpanohitra.

 

 

 Ity firenena ity moa dia efa tafalatsaka tao anatin`ny tsy fahamarinan-toerana taorian`ny fihetsiketsehana izay namoizana ain`olona 108, hoy ny fivondronan`ny mpitsabo. Tahotry ny fisian`ny fahasarotan`ny toe-draharaha dia nanapa-kevitra ny firenena mikambana hanala ny mpiasany. Ny Royaume-Uni ihany koa dia mandrara ny masoivohony ao Khartoum mba tsy hihazo an`i Soudan. Manao antso avo ny firenena mikambana mba handray andraikitra haingana amin`ny herisetra. Miantso ireo miaramila tsy hampiasa hery ihany koa i Etazonia.

 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT