Any Ivelany

Famokarana arina any Chili Tobim-pamokarana valo no hakatona amin`ny 2040


  • Alakamisy 06 Jona 2019

Tsy hamokatra arina intsony i Chili hatramin`ny taona 2040, araka ny fanambarana nataon`ny filoham-pirenena any an-toerana, Sebastian Pinera.

 

Na dia miroborobo aza ny famokarana angovo azo havaozina tao anatin`ny taona maro, dia mbola 40%-n’ny herinaratra miainga avy amin`ireo  toby mpamokatra arina, izay tena mandoto tontolo iainana. Mandritra ny dimy taona, tobim-pamokarana arina miisa valo no hakatona mba hahafahana mampihena 20% ny fandotoana ny tontolo iainana. Marihana fa i Chili no handray ny fihaonana COP 25, izay fihaonambe misahana ny tontolo iainana, afaka enim-bolana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT