- Zoma 07 Jona 2019
Any Ivelany.Fifandraisan’i Macron sy Trump Manga ny lanitra
Miavaka ary hafa mihitsy ny fifandraisako amin’ny filoha Emmanuel Macron, hoy ny filoha Amerikanina Donald Trump omaly tany Caen teo nandritra ny fifampiresahan’ny roa tonta tamin’ny mpanao gazety.
Hamaky ny tohiny