Any Ivelany

Mikorontana ny ao Haiti Olona roa no namoy ny ainy


  • Talata 11 Jona 2019

An`arivony ny mponina tao Port-au-Prince Haiti no nidina an-dalambe ny alahady lasa teo nitaky ny fanesorana ny filohan`ny Repoblika, Jovenel Moise.

 

 

Raikitra ny fifandonana teo amin`ireo mpanao fihetsiketsehana sy ny mpitandro filaminana. Vokany,  olona roa no namoy ny ainy, dimy no naratra mafy, fahamaizana trano lehibe roa… Raha tsiahivina, voarohirohy amin`ny resaka kolikoly i Jovenel Moise ary tafiditra tamin`ny raharaha “scandale Tetrocaribe” tetikasa ho amin`ny fampandrosoana vatsian`i Venezoela vola.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT