Any Ivelany

Botsawana Heloka bevava ny “homosexualité’’


  • Alarobia 12 Jona 2019

Nanapa-kevitra ny Fitsarana Avo ao Botswana mba hametrahana lalàna ho toy ny mpanao heloka bevava ny fiarahan’ny olon-droa mitovy fananahana na ‘’homosexualité’’.

 

Araka ny fehezan-dalàna voarakitra tamin' ny taona 1965, voarara tanteraka izany kanefa hita taratra fa mihamitombo isa hatrany izy ireo any an-toerana. Nandray fepetra hentitra ny Fitsarana avo hoentina hanafoanana azy io. Omaly no tafapetraka ny lalàna mandrara ny fiarahan’ny lahy samy lahy na ny vavy samy vavy.

Marigny A. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT