Any Ivelany

Grèce Mpifindra monina 6 no maty an-dranomasina


  • Alarobia 12 Jona 2019

Mpifindra monina enina no maty nalentiky ny ranomasina ary olona 57 no avotra ny ainy omaly maraina, tany Lesbos Grèce.

 Mpitsoa-ponenana syrianina izy ireo ary anisan`ireo niaina tamin’ireo trano kely 70.000 tafo izay noteren’ny fanjakana Gresy noravana tamin’ny herinandro lasa teo. Fantatra kosa fa sambo mpiaro avy amin’ny Vondrona Eoropeanina no nandray an-tanana ny famonjena azy ireo. Araka ny tatitry ny minisiteran’ny mponina grika kosa dia nilaza fa maro be ireo mpifindra monina tamin’ity taona ity no maty natelin’ny ranomasina mediteraneanina. Hatreto, tsy fantatra ny fototry ny loza hatreto,saingy efa misokatra ny fanadihadiana.

Marigny A.

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT