Any Ivelany

Iran Toeram-pisakafoanana 547 no nakatona


  • Alarobia 12 Jona 2019

Toeran-mpisakafoanana, fandraisana olona ambony miisa 547 no voatery nakaton`ny polisy Iranianina tao Teheran noho ny resaka tsy fanarahan-dalàna mifehy ny fisakafoanana.

 

 

 

Eo ihany koa ny tsy fanajana ny fepetra momba ny “morale islamique”, ny mozika ary ny tranonkala tokony hampiasain`ny mpanjifa rehefa miditra ao amin`ireny toerana fisakafoanana ireny. Mitohy ny fanakatonana ankehitriny.

Marigny A.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT