Any Ivelany

Frantsa Mitokona ny mpiasan`ny fahasalamana


  • Alarobia 12 Jona 2019

Niparitaka manerana an`i Frantsa ny fitokonana nataon`ny mpiasan`ny fahasalamana.

 

 

 Niara-nihetsika avokoa ireo mpiasa ao amin`ny hopitaly be. Am-polony ny sampandraharaha mpanao vonjy aina manao ny fitokonana. Fampitomboana ny fitaovana enti-miasa, ara-bola ary ny fijerena ny maha olona ny anton`ny fitokonana mba hahafahan`izy ireo mamita ny asany. Marihina fa tao amin`ny hopitaly Saint-Antoine tao Parisy no nanomboka ny fihetsiketsehana tamin`ny volana martsa lasa teo.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT