• Talata 04 Jona 2019
Any Ivelany.Fifidianana filoham-pirenena ao Alzeria Tsy ho tontosa amin’ny 4 jolay indray

Hahemotra amin`ny fotoana manaraka indray ny fifidianana filoham-pirenena ao Alzeria fa tsy ho tontosa ny 4 jolay ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2019
Any Ivelany.Fampitifirana tany Etazonia Olona 12 no maty tao Virginia

Lehilahy iray, izay mpiasan`ny kaominina an-taonany maro, niditra tao amina trano lehibe iray ka namoaka ny basy tany aminy ary nitifitra tsy nijanona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2019
Any Ivelany.Fifidianana monisipaly ao Grèce Hanjakan`ny fianakaviana Bakoyiannis

Omaly no nanatanteraka ny fihodinana faharoa tamin`ireo fifidianana monisipaly sy ara-paritra i Grèce.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2019
Any Ivelany.Fifidianana filoham-pirenena ao Alzeria Tsy ho tontosa amin’ny 4 jolay indray

Hahemotra amin`ny fotoana manaraka indray ny fifidianana filoham-pirenena ao Alzeria fa tsy ho tontosa ny 4 jolay ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Any Ivelany.Ady ara-barotra Miha mafy ny fifandonan’ny Amerikanina sy ny Sinoa

Efa herintaona mahery izao no nisian’ny ady ara-barotra teo amin’ny Etazonia sy sina ary miha-mafy hatrany izany ankehitriny indrindra taorian’ny nanambaran’ny filoha amerikanina Donald Trump ny fanakanana mahakasika ny fivarotana ny vokatra Huawei any Etazonia.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Any Ivelany.Toekarena Anglisy Sarotra ny fandidiana

Ny “’ brexit” na ny hoe « BRITISH EXIT » dia ny fialan’i Royaume Uni ao amin’ny Vondrona Eoropeana (UE) taorian’ny fitsapan-kevi-bahoaka natao tany an-toerana tamin’ny 23 jona 2016 ka nahazahoan’ny mpomba izany ny taha 51.9%.

Hamaky ny tohiny
FTT