Any Ivelany

Mpanakanto ao Congo Mivondrona manohana ny “Leopards”


  • Alarobia 19 Jona 2019

Tompondaka farany tamin`ny lalao fifaninanana baolina kitra CAN 2017 ny ekipan`ny “Leopards”

 

 

 

an`ny Repoblika Demokratika Congo ka nanao fanambarana tamina tranonkala iray fa tsy maintsy miverina ao amin`ny taniny ny amboara amin`ity taona ity. Manohana azy ireo ihany koa ireo mpanakanto malaza indrindra miisa 10 ao Congo toa an`i Poisson Mobutu, Kaysha, Nathalie Makoma, MJ 30, Nzetè, Rebo Tchulo, Tutu Callugi, Oliverman Noah, Iunsi, BM Killer ary Tresor Luala. Nivondrona ho iray ireto farany tamin`ny fanatontosana horonantsary tokana entina hanohanana ny ekipam-pirenena. Mby aiza ny fanohanana eto amintsika amin`ny fiatrehana ny CAN 2019 ?

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT