Any Ivelany

Asa fampihorohoroana tany Syrie 12 no namoy ny ainy tao Alep


  • Talata 18 Jona 2019

Hatreto, miisa 12 no namoy ny ainy ary 15 no naratra mafy nandritra ny asa fampihorohorona nitranga tany Al Wadihi Alep, any Syrie, ny alahady alina hifoha alatsinainy teo.

 

 

 Ahiana ny mety mbola hitomboan’ireo maty satria maro amin’izy ireo no mbola miady amin’ny fahafatesana. Vatan-dehilahy maromaro nitam-piadiana mahery vaika no tonga tao Alep ka nitoraka baomba sy nitifitra ny tanàna tao amin’ny tanàna kelin’i Al Wadihi. Miteraka fahasimbana goavana ho an'ireo sivily toy ny toeram-ponenana sy ny trano fitsaboana ary tsena maromaro ilay fanafihana. Misy ny famindrana toerana ireo mponina ao amin`ity tanàna ity ataon’ny fanjakana amin’izao fotoana izao.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT