Any Ivelany

Hong Kong Raikitra ny fifandonana


  • Alakamisy 13 Jona 2019

Hahemotra ny fandinihana ny volavolan-dalàna amin`ny famindran-toerana an`ireo olona manana fitsarana ao Hong Kong mankany Sina.

Midika ho fandresena an`ireo mpanohitra nidina an-dalambe izany.  Na dia teo aza ny famoahana izay vaovao izay, omaly maraina vao mangiran-dratsy, mponina an`arivony no nidina an-dalambe nanohintohina ny fifamoivoizana sady nanao akanjo mainty hihazo ny parlemanta. Raikitra ny fifandonana. Naparitaky ny mpitandro filaminana tamin`ny etona mandatsa-dranomaso ireo mpidina an-dalambe.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT