Any Ivelany

Herisetran’ny polisy tany Phoenix Etazonia Mangataka onitra 10 tapitrisa dolara ilay fianakaviana


  • Talata 18 Jona 2019

Niala tsiny noho ny fihetsika mahery nataon’ny polisy tamina fianakaviana mainty hoditra efa-mianaka ny ben’ny tanànan’i Phoenix any Etazonia.

 

 

Nanompa sy nanambana basy azy mianakavy izay misy zazakely , ilay ramatoa bevohoka ireo polisy, izay fotsy hoditra  teo amina fiantsonana fiara tamina magazay lehibe iray. Niparitaka tamin’ny tambajotra sosialy ny horonantsary mirakitra ny zava-nitranga. Noheverin’ireto polisy ireto fa nangalatra zavatra tao amin’ilay magazay ny iray tamin’ireo zaza ka nahatonga azy ireo hanao izao fihetsika izao. Nametraka fitoriana ireo niharam-boina ary mangataka onitra 10 tapitrisa dolara noho ny fampihorohoroana ara-tsaina sy ara-batana nanjo azy ireo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT