• Talata 09 Jolay 2019
Any Ivelany.British Airways Voasazy nandoa onitra 204 tapitrisa euros

Taorian`ny famoahana vaovao manokana momba an`ireo mpanjifany ny taona 2018 dia nivoaka ny sazy ho an`ny kaompania ana habakabaka, Britsih Airways (IAG).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Any Ivelany.Iran Nandrenesana horohorontany indray

Nandrenesana horohorontany 5.6 amin’ny maridrefy Richter indray tany atsimo andrefan'i Iran omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Any Ivelany.Praiminisitra vaovao ao Grèce Tsara toerana i Mitsotakis

Nanjakan`ny antoko “Nouvelle democratie” ny fifidianana solombavambahoaka ka nitarika lavitra manoloana ny praiminisitra grika Alexis Tsipras ny 07 jolay 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2019
Any Ivelany.Frantsa-Italia Tapaka ny zotran-dalamby TGV

Ho tapaka ny zotran-dalamby haingam-pandeha mampitohy an’i France-Italia hatramin’ny 31 jolay

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jolay 2019
Any Ivelany.Sambo nilentika tao Pakistan Olona 4 maty, 21 tsy hita popoka

Sambo iray niainga tany avaratra andrefan`i Pakistan no natelin`ny rano rehefa nivadika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jolay 2019
Any Ivelany.Rosia “Sous-marin” iray nirehitra

Miisa 14 ireo namoy ny ainy vokatry ny loza nahazo ny “sous-marin” Rosianina iray tany afovoan’ny ranomasina atlantika.

Hamaky ny tohiny
FTT