• Alakamisy 01 Aogositra 2019
Any Ivelany.Sina Nampiato ny fitsangantsanganana mankany Taiwan

Namoaka fanambarana ny firenena Sinoa omaly, milaza fa haato ny fandefasana mpizahatany sinoa hitsidika an’i Taiwan.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2019
Any Ivelany.Mohammed VI-Mpanjakan’i Maraoka Feno 20 taona nitondrana

Nanamarika ny faha-20 taona nitondrany ny satroboninahiny ny mpanjaka Mohammed VI omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2019
Any Ivelany.Fitakiana tetezamita ao Soudan 246 ireo namoy ny ainy

Mpianatra amin`ny lisea miisa dimy no maty voatifitry ny basy, ny alatsinainy lasa teo, noho ny fanaovana fihetsiketsehana tao Al-Obeid ao Soudan.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jolay 2019
Any Ivelany.Indostria nomerika maneran-tany Ho tataovan-ketra amin’izay

Nahita marimaritra iraisana ny amin’ny fomba hakana hetra amin’ireo orinasa goavana miasa momba ny nomerika ireo minisitry ny vola avy amin’ny firenena 7 manankarena indrindra eto ambonin’ny tany izay nivory tany Chantilly – Paris Frantsa omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2019
Any Ivelany.Miketrika ny Amerikanina Handefa olona eny amin’ny volana indray

50 taona aty aorian’ny tetikasa Apollo 11, izay sambondanitra voalohany tonga teny amin’ny volana dia mieritreritra ny hiakatra eny indray ny Amerikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2019
Any Ivelany.Filoham-pirenena Peroviana teo aloha Voasambotra tany Etazonia noho ny resaka kolikoly

Voasambotry ny mpitandro filaminana Amerikanina tao Etazonia ny talata lasa teo ny filoham-pirenena perovianina teo aloha, Alejandro Toledo,

Hamaky ny tohiny
FTT