• Alakamisy 05 Septambra 2019
Any Ivelany.Gidragidra atsy Afrika Atsimo Tafiakatra 200 ireo voasambotra

Mitohy ny gidragidra atsy Afrika Atsimo noho ny hetsika fankahalana ireo teratany vahiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2019
Any Ivelany.Fivorian’ny G7 tany Frantsa 251 tapitrisa dolara ampiasaina aty Afrika

Nivory tany Biarritz Frantsa indray ireo firenena matanjaka indrindra mivondrona ao amin’ny G7.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2019
Any Ivelany.Donald Trump Mandrahona ny hiala ao amin’ny OMC

Nanambara ny filoha Amerikanina Donald Trump fa manome vahana loatra an’i Sina ny Fikambanana Iraisam-pirenena ny Varotra (OMC) ary raha mbola mitohy izany dia hiala tsy ho mpikambana ao i Etazonia.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2019
Any Ivelany.Toekarena maneran-tany Mitotongana hatrany

Miha miadam-pamindra hatrany ny toekarena iraisam-pirenena. Hita taratra izany miainga hatrany amin’ireo firenena matanjaka izay hita ho samy miaro ny rambony tsy ho tapaka amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2019
Any Ivelany.Donald Trump Mandrahona ny hiala ao amin’ny OMC

Nanambara ny filoha Amerikanina Donald Trump fa manome vahana loatra an’i Sina ny Fikambanana Iraisam-pirenena ny Varotra (OMC) ary raha mbola mitohy izany dia hiala tsy ho mpikambana ao i Etazonia.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2019
Any Ivelany.Polisy manararao-pahefana any amin’ny faritra Tokony hodinihina eny amin’ny parlemanta, hoy ny SMM

Mitaraina amin’ny fanararaom-pahefana ataon’ny polisy, indrindra fa any amin’ny faritra ireo olona nametraka fitarainana fa diso tafahoatra loatra ny fanararaotana fahefana ataon’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT