• Alarobia 08 Janoary 2020
Any Ivelany.Raharaha Carlos Ghosn Namoahana didy fampisamborana ihany koa ny vadiny

Tsy manaiky ny fitsarana japoney fa dia namoahana didy fampisamborana ihany koa ny vadin`i Carlos Ghosn, mpandraharaha

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Janoary 2020
Any Ivelany.Gidragidran’i Etazonia sy Iran Miha-mahazo aina i Sina

Miha manankarena hatrany i Sina ary niakatra hatrany ny harinkarena faobeny (PIB). Efa nahatratra 14 217 miliara dolara ny PIB an’i Sina tamin’ny efa-bolana voalohan’ny taona 2019 raha 13 407 miliara dolara izany ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Janoary 2020
Any Ivelany.Firenena Amerikanina Nandefa miaramila maherin’ny 3000 isa any Moyen Orient

Samy miomankomana amin’ny fifanafihana izany amin’izao fotoana izao ny ao Etazonia sy Iran ao taorian’ilay daroka baomban’ny Amerikanina tao amin’ny seranam-piaramanidin’I Bagdad ka nahafaty ny jeneraly Qassem Soleimani izay mpitarika ny revolisionina iranianina ny zoma teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Janoary 2020
Any Ivelany.Tsy maintsy ho lany ny entona sy solika Mitsinjo lavitra ny toekareny sahady i Qatar

Efa miomana fatratra sahady i Qatar amin’izao fotoana izao ary efa manao kajy be ny amin’ny ho mety fahalanian’ny entona sy solitany rahatrizay;

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Desambra 2019
Any Ivelany.Loza matetika sy faty olona Nametra-pialana ny lehiben'ny orinasa Boeing

Nametra-pialana omaly i Dennis Muilenburg Filoha Tale Jeneralin’ny orinasa Amerikanina Boeing,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2019
Any Ivelany.Krizy sy fitokonana Mikatso tanteraka ny any Frantsa

Fitokonana maherin’ny 250 isa no mitranga any Frantsa ary dia mikatso tanteraka ny asa aman-draharaha, ny fitaterana…

Hamaky ny tohiny
FTT