Any Ivelany

Irak Mizara roa ny fanoherana


  • Alakamisy 06 Febroary 2020

Manomboka mafana ny maripana eo amin`ny tontolo politika any Irak. Manomboka mizara vondrona roa mazava ny fanoherana any an-toerana. Ny “sadristes” dia mpanohana an`i Moqtada al-Sadr.

 

 

 Etsy an-daniny, ireo mpanao fihetsiketsehana mpanohitra ny fitondrana. Taorian`ny fanendrena ny praiminisitra vaovao, nidina an-dalambe tao Tahrir Bagdad ny “sadriste” nilaza fa miala amin`io hetsika fitakiana io. Manameloka izany fihetsika izany ny mpanohitra fitondrana satria miendrika tsindry hanekena ity lehiben`ny governemanta ity. Manahy ny mpanara-baovao fa mety hisy fifandonana eo amin`ny samy mpanohitra.

 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT