- Zoma 06 Martsa 2020
Any Ivelany.Frantsa Nakatona ireo toerana mahavory olona
Raha ny tatitra voaray dia niampy 42 indray ireo no maty vokatry ny aretina “coronavirus”.
Hamaky ny tohinyRaha ny tatitra voaray dia niampy 42 indray ireo no maty vokatry ny aretina “coronavirus”.
Hamaky ny tohinyNomen’ny Filoha Amerikanina ho an’ny Minisiteran’ny Fahasalamana sy ny raharaha sosialy any Etazonia mba ho fanampiana ny karamany tamin’ny 3 volana faran’ny taona 2019.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray, 60 taona izay mpampianatra no voaporofo fa matin’ny Coronavirus tany Paris Frantsa ny alin’ny talata teo.
Hamaky ny tohinyManomboka mihasitrana ny olona any Sina manoloana ny coronavirus. Efa tafakatra eo amin’ny 1800 ny isan’ny olona sitrana ka nivoaka ny hopitaly.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy hisy akony amin’ny toekarena eto Madagasikara ny aretina coronavirus, hoy ny Governoran’ny Banky Foiben’i Madagasikara,
Hamaky ny tohiny