• Zoma 17 Aprily 2020
Any Ivelany.Eoropa Mbola nofinofy ny fahafehezana ny aretina

140 902 no maty raha kely indrindra, ary 2 125 041 kosa no olona voa maneran-tany, izay firenena 193 no efa misy ny coronavirus. 92 000 mahery ny maty tany Eoropa izay 65% amin’ny maneran-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2020
Any Ivelany.JEFF BEZOS Nitombo 24 miliara dolara ny hareny

Mahatratra 553 miliara dolara ny fantiantoka ny fihenan’ny haren’ny mpanefoefo 500 eto ambonin’ny tany noho ny coronavirus.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Any Ivelany.Frantsa Mitohy hatramin` ny 11 mey 2020 ny fihibohana

Nanao fanambarana ny Filoham-pirenena frantsay Emmanuel Macron omaly manoloana ny ady amin` ny COVID-19.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Any Ivelany.MANERAN-TANY Manodidina ny 17 000 ny maty tao anatin’ny 72 ora

Tafiakatra 118 304 ny olona matin’ny coronavirus maneran-tany,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2020
Any Ivelany.Espana sy Etazonia Mitombo be ireo tsy an’asa

Nitombo 300 000 ny isan’ireo tsy an’asa any Espana ary amin’izao fotoana izao dia miisa 6 600 000 izay manome 10% amin’ny vahoaka amerikana no tsy miasa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aprily 2020
Any Ivelany.Philippine Tifirina ho faty izay tsy manaja ny fihibohana

Maherin’ny 50 000 ny maty maneran-tany, ary ary efa maherin’ny 1 tapitrisa ny olona voamarina fa tratry ny Covid 19, ka ny 500 000 amin’ireo dia any Eoropa avokoa. Mbola ho sarotra ny ady, raha jerena amin’ny fitomboan’ny olona maty, indrindra ireo any amin’ireo ivon’ny aretina amin’izao fotoana izao. Voasokajy ho krizy mafy indrindra teto ambonin’ny tany taorian’ny ady lehibe faharoa no lalovan’izao tontolo izao ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT