Any Ivelany

Kim Jong Un Velona sy salama tsara


  • Talata 28 Aprily 2020

Nahoraka hatramin'ny alahady hariva teo fa nodimandry rehefa tsy nahazaka ny fandidiana natao tamin'ny fony ny filoha Koreanina tavaratra, Kim Jong Un ary efa mivonona handimby azy ny anabaviny, Kim Yo Jong.

 

 

 

Ny 25 aprily teo moa no efa nanomboka niely tsikelikely tamin’ireo haino aman-jery Sinoa sy Japoney ity tsaho ity. Nandiso io vaovao io kosa omaly ny tao an-dapa ary nilaza fa tena velona sy salama tsara ity mpitondra mbola tanora dia tanora ity. 36 taona amin’izao fotoana izao ny lehilahy ary tsiahivina fa ny taona 2011 izy no nandray ny fahefany. Mbola mitohy indray izany aloha ny Jadona ao an-toerana, hoy ireo mpamakafaka.

 

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT