• Alarobia 10 Jona 2020
Any Ivelany.Burundi Nijanona tampoka ny fon’ny filoham-pirenena

Namoy ny ainy teo amin'ny faha 55 taonany ny alatsinainy tolakandro teo ny Filoham-pirenen'i Burundi, Pierre Nkurunziza, izay efa nitondra hatramin'ny taona 2005.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Any Ivelany.Mpiasan’ny fahasalamana Mitaky vahaolana mahomby

Mampiaka-peo sy manaitra ny fanjakana ny sendikan’ny mpitsabo mpanampy, ny sendikan’ny infirmiera sy ny mpampivelona, ary miantso ny mpiasan’ny fahasalamana hiara-hientana aminy mandritra ny hetsika hataon’izy ireo ny zoma 12 jona izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Any Ivelany.Ambasadaoron’i Royaume-Uni Nisafidy ny hampiasa fiara Karenjy

Nampahafantatra ny fiarany ny Masoivohon’i Raoyaume-Uni eto Madagasikara Atoa Phil Boyle, ary reharehany mihitsy ny naneho tao amin’ny tambajotra Twetter, fa fiara vita Malagasy no ampiasaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2020
Any Ivelany.Fibodoan’i Lafrantsa ireo Nosy Malagasy Porofon’ilay sarintsarina fahaleovantena

Efa manakaiky ity ny 26 jona 2020, andro hankalazan'ny malagasy ny faha 60 taona niverenan'ny fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2020
Any Ivelany.Orinasa Ambatovy Teratany vahiny 150 handeha hody

Hiala any Toamasina anio ireo teratany vahiny niasa tao Ambatovy miisa 150 avy amina firenena samihafa. Hisy fiaramanidina manokana haka azy ireo, hitondra azy ireo hitodi-doha any amin’ny firenena nihaviany avy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2020
Any Ivelany.Tranga vaovaon'ny Covid 19 Olona 108 tapitrisa naverina nahiboka any Chine

Raha ny fitrangany manerana izao tontolo izao dia ity aretina Covid 19 ity no hita ho sarotra resana indrindra tamin’ireo aretina rehetra nihanaka teto ambonin’ny tany.

Hamaky ny tohiny
FTT