• Alatsinainy 02 Novambra 2020
Any Ivelany.Masoivoho Frantsay Miantso ireo Frantsay eto Madagasikara mba ho mailo

Miantso ireo fiarahamonina Frantsay eto Madagasikara ny masoivohon’i Frantsa eto Madagasikara mba ho mailo manoloana ny mety ho fiantraikan’ny asa fampihorohoroana mitranga any amin’ity firenena ity ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2020
Any Ivelany.James Bond Nodimandry i Sean Connery

Nodimandry ny sabotsy teo teo amin’ny faha 90 taonany ilay mpilalao sarimihetsika Ecossais malaza, Sean Connery.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Oktobra 2020
Any Ivelany.Roland Garros Nisy lalao namboarina

Nisokatra ny fanadihadiana mombana kolikoky avo lenta eo amin`ny sehatry ny fanatanjahan-tena (corruption sportive active et passive), araka ny nambaran` ireo haino aman-jery vahiny mahakasika ny fifaninana Roland Garros,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2020
Any Ivelany.Coronavirus maneran-tany Miomana amin` ny fiatrehana ny andiany faharoa ?

Tsy mbola milanina ny fiatrehana ny ady amin` ny Covid 19 maneran-tany. Miha ratsy ny toe-draharaha any Etazonia: roa hetsy ireo namoy ny ainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Septambra 2020
Any Ivelany.Frantsa Niverina nihetsika indray ny « Gilets Jaunes »

Raikitra indray ny sakoroka tao Paris - Frantsa ny sabotsy lasa teo. Niverina nidina an-dalambe indray ny "Gilets Jaunes" raha toa ka niato izany nandritra ireny vanim-potoanan` ny valanaretina Covid 19 tany an-toerana ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Septambra 2020
Any Ivelany.Feno 19 taona ny 11 septambra 2001 Kihon-dalan’ny tantaran’izao tontolo izao

Feno 19 taona katroka anio ny raharaha 11 sepambra 2001, asa fampihorohoroana tamin’ny alalan’ny fiaramanidina roa nanapoahana ny trano kambana nijoalajoala na ny World Trade Center

Hamaky ny tohiny
FTT