Any Ivelany

BRESIL MIANTRAIKA ANY TOE-TSAIN’NY TANORA NY COVID 19


  • Alakamisy 19 Novambra 2020

Mbola hikatona hatrany ny ankamaroan’ny sekoly any Bresil amin’ity 2020 ity noho ny tsy fahafehezana ny fipariahan’ny covid-19.

 

Miteraka elanelana goavana sy misy fiantraikany ara-tsaina sy ara-tsosialy anefa izany. Brezilianina iray amin’ny efatra no tsy afaka misitraka internet. Mitombo ireo diso matavy loatra, mitombo ny ftondran-tena feno herisetra,… Lasa simba ny toe-tsain’ireo

tanora, ka maro ny manaonao foana, raha ny fanadihadiana niainga tao Rio de Janeiro. 35 018 no voa ny talata teo, ary 676 kosa ny maty tany amin’ity firenena fahatelo be voa indrindra ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT