Any Ivelany

FIFANINTSANAN’NY CAN 2022 I TOGO NO FIRENENA RARAKA VOALOHANY


  • Alarobia 18 Novambra 2020

I Togo no firenena voalohany raraka amin’ny fifaninana hiakarana amin’ny


dingana famaranan’ny CAN 2022 I Togo taorian’ny fahareseny 1-3 nanoloana an’i Egypte omaly. Ratsy ny vokatra ho an’ny Eperviers, izay ilay Frantsay Claude le Roy no manazatra azy. I Comores sy Egypte no mitana ny laharana roa voalohany ao amin’ny Vondrona G izay samy manana isa 8 avy, ary fahatelo kosa I Kenya manana isa 3, ary farany kosa I Togo tsy manana afa-tsy isa iray. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT