Any Ivelany

BOEING 737 MAX AFAKA HISIDINA INDRAY 2 TAONA ATY AORIANY


  • Alakamisy 19 Novambra 2020

Nomen’ny FFA (Agence Federale de l’aviation Americaine) alalana hisidina


indray nanomboka omaly alarobia ny fiaramanidina marika Boeing 737 MAX. Roa taona izay no nandraisana fanapahan-kevitra ny tsy famelana io karazana fiaramanidina io hisindina noho ny loza goavana in-droa nisesy izay namoizana an’olona 346 ny oktobra 2018 sy ny martsa 2019. Maro anefa ireo fanovana sy fanatsarana takiana mialohan’ny ahafahan’ny Boeing 737 MAX miasa indray

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT