Any Ivelany

FRANTSA AMIN’NY HERINANDRO NY FEPETRA VAOVAO


  • Alakamisy 19 Novambra 2020

Somary mihatsara ny toe-draharaha ara-pahasalamana any Frantsa. Amin’io

herinandro ho avy io no hanao fanambarana momba ny fepetra vaovao ny Filoha Emmanuel Macron. Mbola voambolana fady hatreto ny “déconfinement” na ny fialana amin’ny fihibona izany aza, raha ny tsipitenin’ny governemanta. Niaky ny Praiminisitra Jean Castex, fa diso maika loatra i Lafrantsa tamin’ny fialana ny fihibohana, kinanjo loza no naterany. Mety hotohizana hatrany akaikin’ny fetin’ny noely ny fihibohana. 28 383 ny tranga omaly, ary 425ny maty tany Frantsa.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT