Any Ivelany

ETAZONIA NESORINA NY LEHIBEN’NY CISA


  • Alakamisy 19 Novambra 2020

Nesorin’I Donald Trump tamin’ny toerany i Chris Krebs Tompon’andraikitra


ambony misahana ny sampandrahana miandraikitra ny filaminana an’habaka sy ny fotodrafitrasa na ny CISA (Agence Americaine pour la Cybersécurité et la Sécurité des Infrastructures) Nanohitra ny fanamelohana ataon’I Trump amin’ny filazana fa nisy hosoka goavana ny fifidianana no antony nanesorana azy. Hatreto, mbola tsy manaiky lembenana ny voka-pifidianana hatrany I Donald 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT