Any Ivelany

VAKSININ’NY COVID-19 NANAO ANTSO TAMIN’NY BRICS I POUTINE


  • Alakamisy 19 Novambra 2020

Miantso ny BRICS (Bresil, Russie, Inde, Chine, Afrika Atsimo) mba hanambatra

 

 

hery amin’ny hamoahana ny vaksinin’ny covid-19 ny Filoha Rosianina Vladimir Poutine. Olana kely ho an’I Russie ny tsy fahampian’ny fotodrafitrasa lehibe ho an’ny indostrian’ny fanafody na tsara toerana aza ny vaksiny “Spoutnik V” nokarohan’izy ireo. Miantso fifanomezan-tànana noho izany I Poutine ahafahana manao famokarana goavana (Production de masse) farafahatarany ny janoary 2021. Mahomby 92% io, hoy ny Rosianina. Efa nivarotra betsaka tamin’i Chine, Inde, Bielorussie, Mexique, Bresil, Hongrie,… i Moscou, saingy mihevitra ny hanao famokarana goavana kokoa.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT