• Zoma 20 Martsa 2020
Actualités.Ministeran` ny fitsarana Hanadio sy hanatsara ireo fonja

Telo herinandro lasa izay dia nisy ny fihaonan` ny ministry ny fitsarana tamin` ny mpandraharahan` ny fonja tetsy Antanimora.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2020
Actualités.Biraon’ny Holafitry ny mpanao gazety “Vonona hiady hevitra amin’ny minisitra izahay”

Nanao fanambarana ny avy amin’ny Holafitry ny Mpanao Gazety eto Madagasikara na ny OJM omaly. Mamaly ny resaka aely milaza fa sakana amin’ny famoahana “carte professionnelle des journalistes”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2020
Actualités.Fiarovana ny tontolo iainana Azo antsoina maimaim-poana ny laharana « 512 »

Tamin’ny taona 2013 no napetraky ny fikambanana Alliance Voahary Gasy (AVG), ny laharana maitso « 512 ».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2020
Actualités.Fiaraha-mientan’ny mpiasam-panjakana « Mampahantra anay ny fitondrana ankehitriny. »

Niantso sy nanentana ireo mpiasam-pirenena na “retraités de l’Etat » isaky ny minisitera manerana an’i Madagasikara tetsy amin’ny Telozoro

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2020
Actualités.Etazonia sy Frantsa Samy nanakatona ny masoivohony

Manomboka mandray fepetra manoloana ny Coronavirus ny masoivoho Amerikanina eto Madagasikara, hita tao amin’ny pejy facebook an’ny US Embassy Madagascar ny fanambarana hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2020
Actualités.Ady amin’ny Coronavirus Nanidy trano i Madagasikara

Nisy ny filankevitry ny minisitra manokana teny amin’ny lapam-panjakana Ambohitsorohitra omaly hariva notarihin’ny Filoham-pirenena niaraka amin'ny Praiminisitra sy Minisitra tompon'andraikitra telo ambin'ny folo ao amin'ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
FTT