• Sabotsy 11 Aprily 2020
Actualités.Mpihira ara-pilazantsara Malagasy Efa resin’ny Tompo ny coronavirus

Nahavita nanentana mpino Kristianina maro nanatontosa niaraka tamin’izy ireo ny atao hoe “Hiaka sy fiderana” nanomboka omaly alina tamin’ny 7 ora mpihira ara-pilazantsara malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aprily 2020
Actualités.Polisim-pirenena Nandamina ny teny Anosibe sy ny manodidina

Nanomboka ny alakamisy lasa teo dia nisy barazy teo amin` ireo faritra hahafahana miditra ao Anosibe: Namontana, Anosizato, 67Ha eo amin` ny JIRAMA, Seoul Hotel Andavamamba, Anosipatrana…

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aprily 2020
Actualités.Arphine Helisoa Mbola tsy nahazo LP indray

Nametraka fangatahana ny amin’ny mba hanomezana fahafahana vonjimaika (LP) ilay mpanao gazety nampidirina am-ponja, Arphine Helisoa,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aprily 2020
Actualités.Tambazotran-tserasera Miparitaka izay tsy izy ny vaovao tsy marina

Mila itandremana fatratra amin’izao fotoana izao ny vaovao miely sy misy manely ao anaty tambazotran-tserasera ao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aprily 2020
Actualités.Morondava Sarety telo tratra nitondra hazo sarobidy an-tsokosoko

Mandeha ihany koa ny fanararaotana amin’izao fotoanan’ny fihibohana izao. Sarety miisa telo nitondra hazo sarobidy miisa 28 no tra-tehaky ny mpitandro ny

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aprily 2020
Actualités.Fanaovana « service minimum » Mety hampihanaka ny valan’aretina

Tokony hanaja ny “confinement” izay nolazain’ny filoham-pirenena ny olom-pirenena rehetra, mba tsy hiparitahan’ny valan’aretina coronavirus, raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra mpahay toekarena iray tsy nitonona anarana.

Hamaky ny tohiny
FTT