• Alakamisy 16 Aprily 2020
Actualités.Holafitry ny mpanao gazety “Mbola mamahan-dalitra ihany ny Ministera”

Eo anatrehan’ny fanamelohana sy tsy fanekena ny fitànana am-ponja vonjimaika ny mpanao gazety Rahelisoa Arphine dia manamarika ny Biraon’ny Filan-kevitry Holafitry ny mpanao gazety na OJM araka ny fanambarana omaly hariva fa :

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2020
Actualités.Paositra money special covid-19 Maimaimpoana ny fakana sy fandefasana vola

Tsy misy sarany avokoa ny fametraham-bola, ny fakana vola sy ny fandefasana vola mandritry ny 35 andro amin’ny alalan’ny “Paositra money special covid-19”,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2020
Actualités.Mpizahatany tavela eto Madagasikara Homena fahazoan-dàlana manokana hivezivezy

Misy ny famoahana fahazoan-dalana manokana avy amin’ny sampan-draharaha misahana ny pasipaoro,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2020
Actualités."Laissez-Passer Covid-19" sandoka Mpamily roa voasambotry ny polisy

Tratran'ny Polisy avy ao amin'ny Compagnie Urbaine d'Intervention nitondra fiara ny mpamily miisa roa izay nampiasa "Laissez Passer Covid19"

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Actualités.Fampielezana vaovao tsy marina 40 ireo raharaha atao fanadihadiana amin’izao

Nahazo vahana ny fanelezana vaovao tsy marina nanomboka tamin’ny fanombohana ny fihibohana no mankaty.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Actualités.Minisitry ny kolontsaina sy ny serasera Nanadino ny artista sy ny mpanao gazety

Maro amin’ireo artista no mitaraina fa voadona mafy ny fivelomany ao anatin’izao fihibohana vokatry ny fiarovan-tena amin’ny fiparitahan’ny valan’aretina COVID 19 izao ka mangataka fanampiana.

Hamaky ny tohiny
FTT