- Talata 05 Mey 2020
Actualités.Toetr’andro Efa miditra tsikelikely ny ririnina
Efa manomboka mangatsiaka ny toetr’andro eto an-drenivohitra raha vantany vao hariva ny andro.
Hamaky ny tohinyEfa manomboka mangatsiaka ny toetr’andro eto an-drenivohitra raha vantany vao hariva ny andro.
Hamaky ny tohinyNiarahaba ny mpanao gazety noho ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety omaly 3 mey ny Filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohinyMiaro sy mikatsaka mandrakariva ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety isika, ary ny lohahevitra tamin’ity dia ny hoe:
Hamaky ny tohinyTena ilaina ny firaisan-kiana fa ialahy izao samborin’ny mpanao politika na ny mpitondra fanjakana, dia ny sasany mijery fotsiny.
Hamaky ny tohinyNoho ny fikatonan` ny sisin-tany dia mbola misy ireo mpizahatany tavela eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNiditra an-tsehatra, nanakatona ny toeram-pitrandrahana harena an-kibon’ny tany tao Tsiangaly-manakana, kaominina ambanivohitra Ambohimiarina II,
Hamaky ny tohiny