• Alarobia 06 Mey 2020
Actualités.Raharaha Arphine Rahelisoa Nisintona ny fitoriany ny fanjakana

Raharaha mbola hitohy eny amin` ny ministeran` ny fitsarana ny raharaha Arphine Rahelisoa, mandrapisian` ny fanapahn-kevitra izay mifandraika amin`ny resaka nataon` ny filohan` ny Repoblika farany teo, hoy Lalatiana Andriatongarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Actualités.Gadra 2 maty tao Fenerive-Est Noheverina ho voan'ny aretina maivana

Nitondra fanazavana mahakasika ny nafahaty ireo gadra roa tao amin’ny fonjan’I Fenoarivo Antsinana ny Talem-paritry ny fonja.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2020
Actualités.Asa fanaovan-gazety Tafavoaka ny fonja i Arphine

v Nivoaka ny fonja soa aman-tsara omaly tamin’ny 1ora sy sasany I Arphine Rahelisoa, izay naneho fisaorana ny rehetra niombo-po sy nitaky ny fivoahany, indrindra fa ny namana mpanao gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2020
Actualités.Fanimbana tontolo iainana Fandikàn-dalàna 180 no voarain` ny MEDD

Miasa mafy ny ekipa fitaleam-paritra sy ny Talem-paritra maro eo anivon` ny Ministeran'ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (MEDD) amin` izao fahamehana ara-pahasalamana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2020
Actualités.Gérard Rakotonirina Mitory hevitra goavana manokana ny hetsika tetsy Analakely

Nambaran’ny filohan’ny holafitry ny mpanao gazety Malagasy, Rakotonirina Gérard, teny Soarano fa : “hetsika goavana manokana na hoe “symbolique”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2020
Actualités.Miary Rasolofoarijaona “Misaotra ny mpanao gazety niray hina ”

Naneho ny fankasitrahany ny filohampirenena nihaino ny fangatahan'ny mpanao gazety, omaly, ny sekretera jeneralin’ny olafitry ny mpanao gazety, Miary Rasolofoarijaona.

Hamaky ny tohiny
FTT