• Sabotsy 16 Mey 2020
Actualités.Nisandoka ho adjudant Lehilahy iray nosamborin'ny CAPSAT

Miaramila sandoka iray no tratra ny 14 mey teo rehefa nanaovan'ny miaramilan'ny CAPSAT vela-pandrika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Mey 2020
Actualités.Masoivoho Malagasy any Frantsa Nahatezitra olona maro ny fitavozavozany

50 andro taty aoriana vao nanao antso fifanomezan-tanana eo amin’ireo mpiray tanindrazana malagasy taraiky sy monina ao Frantsa ny ambasadin’i Madagasikara ao Paris mba tsy hilazana hoe izay vao nandray fepetra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Mey 2020
Actualités.Antananarivo renivohitra Nesorina ireo box sy kioska miorina tsy ara-dalàna

Mitohy hatrany ny asan’ny kaominina Antananarivo renivohitra na dia ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana tanteraka aza isika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Mey 2020
Actualités.Madagasikara Tsy hisy zava-banona anaty fisaraham-bazana

Malaza ny fanetsehana ny hambo-po Malagasy sy Afrikanina hanova ny tantara eto amin’izao tontolo izao izay zava-dehibe tokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Mey 2020
Actualités.Fahatapahan-jiro Efa lasa fanampin-tsakafo

Efa mba velom-panantenana ery ireo mpanjifan’ny Jirama 2 na 3 andro teo izay hoe mety mba hita soritra angamba ny vahaolana azo hisorohana ity fahatapahan-jiro lavareny ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Mey 2020
Actualités.Madagasikara Nihovitra ny tany

Tsy honohono fa tena nihetsika ny tany omaly 13 mey 2020 tamin'ny 10 ora sy 2 minitra alina teto Madagasikara, nahare azy tsara ny mponina teto Antananarivo sy ny manodidina.4,8 amin'ny maridrefin'i Richter ny tanjany,

Hamaky ny tohiny
FTT