• Talata 19 Mey 2020
Actualités.Port-Bergé Naiditra am-ponja ny tompon’andraikitry ny Jirama

Taorian’ny fanamarinana notanterahin’ny ekipa mpanara-maso eo anivon’ny Jirama dia voamarina fa vola mitentina 170 tapitrisa ariary no voahodikodina tao amin’ny Jirama any Port-Bergé.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2020
Actualités.Fitateran’olona an-tsokosoko Tompon’andraikitra iray no naiditra am-ponja

Naiditra am-ponja vonjimaika ao Antsirabe ny tompon'andraikitry ny fitaterana an-tanety ao amin'ny faritry Vakinakaratra ny zoma 15 mey teo noho ny fanararaotam-pahefana sy fampiasana ary fanamboarana taratasy hosoka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Mey 2020
Actualités.Kariera Vinany Loharanombato Lehilahy iray maty an-drano

Lehilahy iray monina ao Faliarivo Ambavahaditokana, distrikan’Atsimondrano no maty an-drano omaly zoma 15 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Mey 2020
Actualités.Tranga hafahafa Feno tariby ny vavan'ilay tovolahy hita faty niantona

Nitrangana toe-javatra mampalahelo tany Mahajanga omaly zoma 15 mey maraina. Tovolahy iray tombanana eo amin’ny 30 taona eo ho eo no hita faty mifatotra tariby ary niantona teny ambonin’ny hazo antsoina hoe

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Mey 2020
Actualités.Tsaradia lasa any La Réunion Tsy mitondra mpandeha amin`ny fiverenany

Nisy ny sidina niala teto Madagasikara nitondra ireo Frantsay hody any Frantsa. Nanainga omaly tamin` ny 9 ora ka tonga tany amin` ny Nosy La Réunion ny fiaramanidin’ny Tsaradia nitondra ny andiany voalohany, nahitana mpandeha 57.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Mey 2020
Actualités.Fahitalavitra TVM Nahazo “studio” manara-penitra

Nanokatra “studio” vaovao manaraka ny fenitra ho an’ny fahitalavi-panjakana ny Minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina tarihin-dRamatoa Lalatiana Rakotondrazafy, izay nampahafantarina omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT