• Alarobia 20 Mey 2020
Actualités.Tafika Malagasy Miaro hatrany ny vahoaka sy ny fananany

Laharam-pahamehan’ny Tafika Malagasy ny fanamafisana ny fandriampahalemana na dia eo aza ny ady amin’ny Covid-19.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2020
Actualités.Toetry ny andro Hangatsiaka ato anatin’ny 3 andro

Na dia tsy mbola tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina aza isika eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2020
Actualités.Lapan’ny tanànan’Analakely Nilomanosana vehivavy iray ilay rano haingon-tanàna

Tena mafy ny fiainana. Manampy izany ny fahasahiranana ateraky ny fihobohana hany ka maro ireo tsy miverina intsony ny sainy na manaotao foana mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2020
Actualités.Fitaterana olona an-tsokosoko Fiara iray karohana fatratra ao Antsirabe

Fiara Camion Plateau miloko mena mitondra ny laharana 8040 TAE no nanaovan’ny mpitandro filaminana fampikarohana nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2020
Actualités.Antsiranana Bar tsy manara-dalàna maro no nakatona

Na dia mbola tsy ahitana olona mitondra ny tsimok’aretina coronavirus aza any amin’ny Faritra DIANA dia efa hentitra sahady ny fanaraha-maso ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2020
Actualités.Saritany sy Certificat de situation juridique Dimy minitra dia vonona

Nisokatra tamin'ny fomba ofisialy io omaly maraina io ny "guichet automatique de certificat de situation juridique et Plan " ho an' ny distrikan` Atsimondrano. Manomboka izao arak'izany,

Hamaky ny tohiny
FTT