• Zoma 22 Mey 2020
Actualités.Ambohimangakely Naiditra foriera ilay fiarabe manimba tontolo iainana

Fiarabe iray mpanimba ny tontolo iainana no nosakanan’ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena ny jeneraly Ravalomanana ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2020
Actualités.Madagasikara Voafidy ho mpikamban’ny filankevitra mpanatanteraky ny OMS

Tafiditra ho mpikambana ao anatin’ny Filankevitra mpanatanteraka na ny “Conséil executive” eo anivon’ny Rafitra iraisam-pirenena momba ny fahasalamana na ny OMS I Madagasikara mandritra ny 3 taona (2020-2023)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2020
Actualités.Ray aman-dReny mamono zanaka Tsy eken’ny lalàna

Tsy eken’ny lalàna ny hoe : « Zanako io ka azoko atao amin’izay tiako ». Voasazy ny Ray aman-dreny mamono ny zanany na dia ny naterany aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2020
Actualités.Tanànan'i Mahajanga Milamindamina amin'ny ankapobeny

Na dia nanaitra ny mponin'i Mahajanga tokoa aza satria tsy nampoizina ny fahenoana tamin'ity fiandohan'ny herinandro ity fa nahitana trangana tsimokaretina covid-19

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2020
Actualités.Fibodoana fananana teny Mandrosoa Ivato « Mamofompofona kolikoly avo lenta »

Ny 13 mey teo no tokony nitsaraha ny raharaha fibodoana fananana miharo fanolanana teny Mandrosoa Ivato raha ny fampitam-baovao voaray. Nahemotra ny 10 jona avokoa moa noho ny fandaminana ny raharaham-pitsarana rehetra tokony nandeha tamin’io fotoana io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2020
Actualités.Fatin-dehilahy nihantona Potika tsy nisy nahafantarana azy ny endriny

Lehilahy iray no hita faty tao amina tranon'olona ao anatin’ny fanamboarana tao amin' ny Kaominina Ambanivohitra Antanambao distrikan’Antsirabe II. Raha ny fahitana azy dia toa nanato-tena,

Hamaky ny tohiny
FTT