• Alarobia 24 Jona 2020
Actualités.Minisitry ny serasera Namaly bontana ny Antenimieran’ny Andriana

Hihemotra ny fitokanana ny asa fanarenana Ny Rova sy ny kianja Masoandro, hoy ny Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Rtoa Lalatiana Andriatongarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2020
Actualités.Antenimierandoholona Nodimandry ny Senatera Vola

Nodimandry ny alatsinainy teo tokony ho tamin’ny 10 ora alina teny amin’ny Hopitaly manara-penitra eny Andohatapaneka ny Senatera Razafindratovo Ravololonirina Émilie na I Senatera Vola,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2020
Actualités.Fetim-pirenena 26 jona Arahi-maso avokoa ireo toerana firevirevena

Araka ny efa voalaza dia eto Antananarivo renivohitra ihany no misy ny fanamarihana amim-pomba ofisialy ny fetim-pirenena 26 jona amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2020
Actualités.Angovo maitso Mandeha amin’ny ampombo sy akofa ny fatana Atiala

Fatana Atiala miisa 1200 no vokarina orinasa kely iray isam-bolana ary hamidy etsy Ampandrana ho fandraisana anjara amin’ny fiarovana ny tontolo iainana. Raha ny fanazavana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2020
Actualités.Malagasy 130 avy any Maorisy Tsy maintsy mihiboka mandritra ny 14 andro

Malagasy miisa 130 no nigadona tamin’ny fiaramanidin’ny Air Mauritius teny Ivato ny sabotsy lasa teo.Olona niasa tany amin’ity nosy rahavavy ity , na namita iraka, na namangy olona, na nitsabo tena izy ireo ka tavela tany rehefa nampiharina ny fihibohana tanteraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2020
Actualités.Bonbons sucettes 8 milara ariary Sarotra ny fikarohana ny tena marina

Miha sarotra ny raharaha « Bonbons sucettes 8 miliara Ar » raha ny vokatry ny fanadihadiana teny amin` ny PAC ny zoma lasa teo.Olona 7 moa no nampidirina am-ponja vonjimaika. Raha ny fanambarana nataon` i Me Willy Razafinjatovo na Maitre Olala,

Hamaky ny tohiny
FTT