• Alakamisy 25 Jona 2020
Actualités.Fiara vita Malagasy "Gasycar" Ny Sinoa sy Alemà no hamokatra azy…

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy omaly ny marika fiara ambara fa tena vita Malagasy dia ny “Gasycar”, ka ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina no nitarika ny lanonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Actualités.Fampiasana fahazoan-dalana hosoka Fiara sprinter iray no tratra teny Ankazobe

Mbola misy ihany ny minia mandìka ny lalàna sy fepetra momba ny tsy fahazoana mivoaka sy miditra ny faritra Analamanga ka mampiasa antontan-taratasy hosoka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Actualités.Misaona ny asa fanaovan-gazety Nodimandry i Lôlot Ratsimba

Misaona ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety. Nodimandry omaly alarobia 24 jona 2020 teo amin’ny faha-54 taonany i Ratsimba Nambinintsoa Solomon na Lôlot Ratsimba no anarana nahafantarana azy teo amin’ny sehatry ny fanaovan-gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Actualités.Fiarovana ny ala Tsy nahomby ny paikady nandritry ny 30 taona

Taorian’ny fihaonana voalohany teo amin’ny minisiteran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra tamin’ireo mpitantana ala arovana natao teto

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Actualités.Toamasina “Manomboka voafehy ny aretina”

Araka ny tatitry ny governoran` ny faritra atsinanana omaly, dia manomboka voafehy ny valanaretina COVID-19 ao Toamasina. Raha ny fanazavana nataony dia mihoatry ny 50%n` ireo olona voatily hoe mararin` ny COVID-19 no sitrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Actualités.Tsiry Andriamihantasoa “Ho aiza isika ity ?”

Lavitra loatra ny elanelana misy eo amin'ny fari-piainan'ny Vahoaka Malagasy. Mifanalavitra ny vola miditra eo amin'ny mpanankarena sy ny mahantra. Tsy mahafehy trano intsony ny 10.000Ariary.

Hamaky ny tohiny
FTT