• Alarobia 01 Jolay 2020
Actualités.Malagasy mihitsoka any Frantsa Mangataka ny fampodiana azy ireo

Hisy sidina manokana hitatitra ireo teratany frantsay mihitsoka eto Madagasikara ny 07 jolay izao. Ireo orinasa misehatra amin` ny fizahan-tany “Wamos Air” sy “Aventour Madagascar”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Actualités.By Pass Olona 10 nosamborina tany anaty BAR

Toeram-pisotroana iray etsy by-pass no mbola hitan'ny Polisy nivarotra omaly hariva, ka voatery nandraisana fepetra izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Actualités.Fifanolanana an-taonany amin’ny banky Tsy rariny ny fanaparam-pahefana, hoy i Lercia

Mitaky ny hanajanonan’ny fitsarana famoahana « réputé contraditoire » mikasika ny raharaha efa an-taonany maro hifanolanany amin’ny banky BMM Atoa LERCIA mpandrahara avy any Toamasina ary efa monina eto Antananarivo ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Actualités.Imerintsiatosika RN1 May hotohoton’ny afo ilay kamiao feno entana

Kamiao iray feno entam-barotra hizotra mianandrefana manaraka ny lalam-pirenena voalohany (RN1) iny no nirehitra omaly hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Actualités.Anjanahary Tratra ilay mpampiasa lakile « passe-partout »

Mitohy hatrany ny ezaka hataon’ny polisim-pirenena amin’ny fampandriana fahalemana sy ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2020
Actualités.Tranga hafakely Saika nototon’ny omby ny ben’ny tanàna

Saika zava-doza no nitranga ny sabotsy teo raha nanolotra fanampiana ho an’ny mpitandro ny filaminana ny kaominin’Antananarivo renivohitra (CUA).

Hamaky ny tohiny
FTT