• Alakamisy 02 Jolay 2020
Actualités.Halatra jiro sy rano janoary-may 2020 631.966.253 Ariary ny fatiantoky ny Jirama

Fitsirihana herinaratra niisa 506 no notanterahin’ny Jirama teo anelanelan’ny ny volana Janoary ka hatramin’ny faran’ny volana may lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Jolay 2020
Actualités.Ramamonjisoa Benjamin Nodimandry teo amin’ny faha-80 taonany

Nodimandry omaly alarobia 1 jolay 2020, teo amin’ny amin’ny faha-80 taonany i Ramamonjisoa Benjamin. Lohon’i Madagasikara tamin’ny antoko Tiako i Madagasikara izy ny taona 2003 ka hatramin’ny 2007.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2020
Actualités.Hery Frederic Ranjeva Mpisolovava mendrika indrindra any Frantsa

Teratany Malagasy indray no anisan` ireo voafidy ho mpisolovava mendrika any Frantsa. Araka ny fanadihadiana nataon` ny gazety boky “The Best Lawyers in France”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2020
Actualités.Fanohanana ny polisim-pirenena Nanolotra vary 40 gony ny faritra Analamanga

Ny Faritra Analamanga dia nanolotra fanampiana sy fanohanana ny polisim-pirenena izay manatanteraka ny asany amin'izao fiezahana mamehy ny fiparitahan'ny aretina Covid-19 eto Antananarivo izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2020
Actualités.Vaky fanasana tany Tolagnaro Lavaka 8 no namoahan’ireo mpanao ratsy ny razana

Nitrangana vaky fasana tany amin’ny kaominina ambanivohitra Soanierana, distrikan’i Tolagnaro andro vitsy lasa izay. Lavaka manodidina 8 isa no hita fa nisokatra ka ireo taolana tsy nilain'ireo mpanao ratsy dia naparitany teo an-tokontany avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2020
Actualités.Fitsarana Hiditra hiasa avokoa ireo sampam-pitsarana rehetra

Hiditra hiasa avokoa ireo sampam-pitsarana rehetra manerana ny Nosy. Hisy valandresaka ho an’ny mpanao gazety ho fampahafantarana izany, hotanterahina ao amin’ny trano famakiambokin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany

Hamaky ny tohiny
FTT