• Alarobia 08 Jolay 2020
Actualités.Antenimieram-pirenena Nodimandry ny Depiote Lucien Rakotomalala

Nodimandry halina ny depiote voafidy tao Morombe, Lucien Rakotomalala. Niparitaka tao anaty tambazotran-tserasera ny vaovao fa Covid 19 no naha lavo azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jolay 2020
Actualités.Ankafina Tsimafody Ny olombelona no misolo ny omby mitarika sarety

Mirongatra ny asan-dahalo any amin’ny kaominina ambanivohitra Ankafina Tsimafody, distrikan’Ambalavao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jolay 2020
Actualités.Fepetra fihibohana Tsy voahaja noho ny hasarotam-piainana

Efa nisy ny fihibohana amin’ny ampahany nandritry ny 1 volana miandoha amin’ny 12 ora tolakandro toy izao raha vao nanomboka tafiditra teto Madagasikara ity valanaretina Coronavirus ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jolay 2020
Actualités.Fanarenana an`i Madagasikara Hanampy tosika i Frantsa

Manampy tosika ny fanjakana sy ireo rafitra ara-pahasalamana Malagasy mba hahafahana manampy azy ireo i Frantsa indrindra eo amin`ny lafin` ny fampitaovana, hoy ny masoivoho frantsay, Christophe Bouchard.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jolay 2020
Actualités.Faritra Atsimon’ny nosy Nahazo 4,16 tapitrisa dolara ny fampianarana

Nahazo famatsiam-bola avy amin` ny fanjakana Norvezianina indray ny fandaharanasa Fanabeazana ho an` ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2020
Actualités.RN 7 - Toliara Maty tao anaty fiara ilay vehivavy

Nahazo loharanom-baovao ny zandary fa misy fiara mitondra vehivavy marary mampiahiahy niainga teto Antananarivo nihazo an’i Toliara ny 3 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
FTT