• Alakamisy 16 Jolay 2020
Actualités.Mba ho fitsinjovana ny rehetra Sao tokony hahena ny vidin-jiro sy vidin-tsolika ?

Ny vesatra zakain’ny isan-tokantano sy ny vidim-piainana mihitsy no tokony hahena amin’izao fotoam-pahasahiranana iainan’ny vahoaka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2020
Actualités.Tsenan’asam-panjakana Covid-19 Mitaky mangarahara ny firaisamonim-pirenena

Mangataka ny hamoahana ny mangarahara sy ny tamberin’andraikitra momba ny fitantanana ara-bola mikasika ny covid-19 ny Firaisamonim-pirenena. Isan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2020
Actualités.Imerintsiatosika Ho vita atsy ho atsy ilay fonja manarapenitra

Sambany no hisy fonja manara-penitra natokana ho an’ireo gadra tsy maty manota eto amintsika. Ao Imerintsiatosika no hanorenana izany foto-drafitrasa izany amina velanaran-tany 4800 m².

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2020
Actualités.Mandrahona hihetsika ny sendikan’ny mpiasa “Avoahy ny volan’ny CNaPS …”

Vao mainka mitombo ny fahaverezan’asa ankehitriny, tsy mijanona amin’ny “chômage technique” fa efa maro no niroso tamin’ny fandroahana, araka ny tatitry ny Fiombonamben’ny Sendika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2020
Actualités.BAR nisokatra teny Itaosy Olona 17 nosamborina teo am-pirevena

Bar iray mody nikatona no tra-tehaky ny polisim-pirenena teny Itaosy omaly. Rehefa nandalo nanao fisafoana mantsy ireto farany dia nahare olona nitabataba tao anatin’ilay toerana ka niroso tamin’ny fisavana avy hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2020
Actualités.Sambava Lasa fanaovana alim-pandihizana ilay EPP

Toy ny faritra maro dia miato ihany koa ny fampianarana any amin’ireo sekolim-panjakana any amin’ny distrikan’i Sambava. Voakasik’izany ny EPP ao Ambodivohitra izay navadiky ny sasany ho lasa toerana fandraisana alim-pandihizana mba hahazoana vola.

Hamaky ny tohiny
FTT