• Talata 11 Aogositra 2020
Actualités.Malagasy tavela any ivelany Ny minisitera no manapaka izay mody voalohany

Nanamafy ny minisitry ny raharaham-bahiny omaly fa teratany malagasy hatramin` ny 1 600 isa no efa voaraikitra eo anivon` ny ministera ka efa afaka mody an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aogositra 2020
Actualités.Fanampiana Hahazo Vatsy Tsinjo ireo mpamily Taksibe

Mbola mikatona araka ny efa nambaran’ny filoham-pirenena ny alahady alina lasa teo hoy izy ny zotra nasionaly ary mbola tsy azo atao ny mivoaka sy miditra an’Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aogositra 2020
Actualités.Akon’ny fiovaovan’ny toetr’andro Marefo ny 63%n’ireo tontolo arovana

Ny 72 amin’ireo tontolo arovana ambonin’ny tany miisa 122 eto Madagasikara, izany hoe ny 63%n’ny tontolo arovana Malagasy dia saika marefo noho ny fiovaovan’ny toetr’andro avokoa, raha ny tatitra farany nataon’ny rafitra iraisam-pirenena momba ny tontolo iainana na WWF.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Actualités.Nohalefahana ny fepetra Afaka miasa hatramin’ny 5ora…

Nohalefahana ny fepetra momba ny hamehana, raha haravona ny valan-dresaky ny Filoha Rajoelina omaly. Ho an’ny Faritra Antsinana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Actualités.Mitaraina ny eny Ivato Mamoaka fofona maimbo beilay orinasa

Orinasa sinoa iray mpanamboatra kapa mampiasa akora pilasitika mandoto ny rivotra iainan’ny manodidina ka mampitaraina ny mponina manodidina azy eny Ivato-Ambohidratrimo eny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Actualités.Minisitry ny tontolo iainana Nanampy manokana ny tany niaviany

Na eo aza ny adidy ara-panjakana sy ny andraikitra apetraky ny Fitondram-panjakana dia tsy adino,hoy ny minisitry ny tontolo iainana, Baomiavotse Vahinala Raharinirina, raha nitatitra ny fitsidihany an’Imadiala tamin’ny faran’ny herinandro, ny tany nipoirana, ny Loharano.

Hamaky ny tohiny
FTT