- Alatsinainy 17 Aogositra 2020
Actualités.Honoré Tsabotokay “Tsara havaozina ny INSTAT”
Ny Instat mihitsy no tena manao atsirambina adidy ankinina aminy ka tsy mahatanteraka izany, hoy ny depioten’i Vohipeno,
Hamaky ny tohinyNy Instat mihitsy no tena manao atsirambina adidy ankinina aminy ka tsy mahatanteraka izany, hoy ny depioten’i Vohipeno,
Hamaky ny tohinyNandray anjara tamin` ny filankevitry ny minisitry ny SADC tamin` ny alalan` ny “visioconference” i Madagasikara ny 13 aogositra lasa teo.
Hamaky ny tohinyOmaly dia Malagasy avy any Eoropa sy Afrika miisa 230 no nigadona teny amin`ny seranam-paiaramanidina Ivato. Marihana hatrany fa ny minisiteran` ny raharaham-bahiny no manapaka ireo Malagasy hampodiana.
Hamaky ny tohinyMbola anatin’ny fanadihadiana ny Brigade Criminelle eo anivon’ny Polisim-pirenena momba iny fahamaizana nitranga tao amin’ny Foibem-pirenena ho an’ny Tontolo Iainana na ONE Antaninarenina ny alin’ny 15 jolay 2020, iray volana lasa izay.
Hamaky ny tohinyFampahafantarana ny asan' ny tafika an-tanety indrindra taorian' ny fanovana teo anivon'ny tafika.
Hamaky ny tohinyNahafaty alika 5 sy zanak'alika 1 ny biby anankiray antsoina hoe “Katraboana” raha ny fampitam-baovao momba ny zava-niseho tao amin’ny amin'ny Fokontany Antanambao Kaominina Andodabe,
Hamaky ny tohiny