• Alarobia 19 Aogositra 2020
Actualités.Madagasikara 5 volana katroka izao no nikatonan’ny sisintany

Ny 19 martsa 2020 misasak’alina no nikatona ny sisintanin’i Madagasikara araka ny fanapa-kevitry ny fanjakana dimy andro talohan’io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aogositra 2020
Actualités.Ahiahina kolikoly avo lenta Fa lasa aiza ny Bianco sy ny SAMIFIN ?

Maro ireo raharaha nafampana ahiana ho misy kolikoly avo lenta teto amin’ny firenena, toy ilay “bonbons sucettes” mitentina 8 miliara ariary, ny raharaha tsenan’asam-panjakana momba ny fikojakojana ny rova mitentina 8 miliara eo ihany koa, ary iny vaky iny indray ny raharaha “écran plat”,…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aogositra 2020
Actualités.Firaisana tamina tovovavy kely Nidoboka am-ponja ilay vazaha antitra

Vazaha lahy antitra iray 65 taona no tratran'ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona ao Toliara nanao firaisana ara-nofo tamina zazavavy kely iray zaza vao 14 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aogositra 2020
Actualités.Andranomanelatra Fiara kely tratra nitatitra olona an-tsokosoko

Fiara marika renault clio iray no saron’ny zandary teo Andranomanelatra saika hitatitra olona an-tsokosoko avy ao Antsirabe hiazo an’Antananarivo omaly talata maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aogositra 2020
Actualités.Fahamehana ara-tontolo iainana Vonona ireo fitaovana hanampiana ny nosy Maorisy

Anatin’ny fahamehana ara-tontolo iainana ny Nosy Maorisy ankehitriny noho ny fahavakisan’ny sambo mpitatitra solika MV Wakashio,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aogositra 2020
Actualités.Ambodivona Maty may kilan’ny afo ilay lehilahy lehibe

Nitrangana haintrano namoizana ain’olona omaly maraina tetsy Ambodivona, akaikin’ny toeram-pivarotan-tsolika Galana. Lehilahy lehibe iray izay 85 taona no fantatra fa namoy ny ainy tamin’izany,

Hamaky ny tohiny
FTT