• Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Actualités.Vaky ny Fonjan’i Farafangana 20 maty voatifitra, 8 naratra, 37 voasambotra

Nisehoana fiokoana tao amin’ny Fonjan’i Farafangana omaly alahady. Raikitra ny famakiana fonja nokotrehina gadra 88, izay niteraka fifandonana mahery vaika. Vokany, 20 maty voatifitra, 8 maratra mafy, 37 voasambotra, 31 tafatsoaka ka mbola tadiavina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Actualités.Tale Jeneralin’ny serasera Nandona olona, avy eo nametra-pialana

Namoa-doza teny amin’ny làlan’i Tsarasaotra Ivato ny Tale Jeneralin’ny serasera eo anivon’ny Minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina Atoa Fanahimanana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Actualités.Toerana kasaina hamindrana tobin-tsolika Mirehitra isan-taona ny manamorona azy

Nirehitra ny ilany atsimo an'Andohalambo, kaominin’i Bongatsara, ny atoandron’ny sabotsy teo ary niverina nirehitra indray ny hariva, tokony tamin’ny 7 ora tany ho any.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Aogositra 2020
Actualités.Trafikana zava-mahadomelina Rongony 350 kg no tratra teny Vinany

Lehilahy miisa roa no voasambotry ny Sampan-draharahan’ny Polisim-pirenena miady amin’ny zava-mahadomelina (STUP) ny alarobia 19 aogositra teo teny Ampitatafika noho ny fitaomana rongony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Aogositra 2020
Actualités.Malagasy 111 avy any tany Inde Nahiboka amina toerana 3 samihafa

Nigadona omaly maraina teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny fiaramanidina an’ny Air Madagascar nitondra ireo Malagasy tavela tany Inde nody an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Aogositra 2020
Actualités.Savorovoro maneran-tany Miroso ny fametrahana ilay rafitra vaovao ?

Manao randra tarihana eran` izao tontolo izao ny savorovoro amin` ny fanjakana. Raha ny eto amin` ny kaontinanta afrikanina ohatra dia niafara tamin` ny fanonganam-panjakana ny tany Mali.

Hamaky ny tohiny
FTT