• Alakamisy 27 Aogositra 2020
Actualités.Tanin` ny CUA nisy nivarotra Tsy mbola nahitana vahaolana

Nisokatra omaly ny filankevitra monisipaly eo anivon` ny Kaominina Antananrivo Renivohitra (CUA).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2020
Actualités.Fifanarahana ara-tany amin’ny karana Nihemotra ny CUA taorian’ny resabe…

Niteraka adihevitra eny amin’ny tambajotran-tserasera amin’izao ilay taratasim-panjakana misy ny sonian’ny Filohan’ny Filankevitra Monisipaly eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Atoa Ralitera Andramparany ny 20 aogositra teo miantso ny Filankevitra monisipaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2020
Actualités.Antaninarenina Mpiambina iray nangalatra volamena 30 grama

Lehilahy iray 24 taona no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria Analakely ny 20 aogositra teo noho ny fangalarana volamena tao amin’ny tranom-barotra iray etsy Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2020
Actualités.Ady amin’ny tavoahangy plastika Fantatra ireo tetikasa roa hiatrika ny famaranana

Ankoatra ny fiahiana sy fanampiana ireo sahirana dia mandray anjara mavitrika amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ihany koa ny orinasa Star.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2020
Actualités.Tribonaly Anosy Hisokatra amin’izay ny fitsarana ady madio

Manomboka miverina amin’ny laoniny ny raharaham-pitsarana. Misokatra amin` ny alatsinainy izao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2020
Actualités.Mahajanga Miverina amin’ny laoniny ny fisokafan’ireo birao rehetra

Araky ny fanapahan-kevitry ny CRCO Boeny omaly talata 25 aogositra 2020 dia efa miverina misokatra amin’ny ora mahaazatra ireo birao rehetra ao amin’ny kaominina ambonivohitr’i Mahajanga nanomboka tamin’io androan’ny omaly 25 io.

Hamaky ny tohiny
FTT